Genesisy 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hataoko+ mifandrafy+ ianao+ sy ny vehivavy,+ ary ny taranakao+ sy ny taranany.+ Hanorotoro ny lohanao+ izy io,+ ary ianao+ kosa handratra azy+ eo amin’ny voditongony.”+ Salamo 91:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hanitsakitsaka liona tanora sy kôbrà ianao,+Ary hanosihosy liona tanora masiaka sy bibilava ngezabe.+
15 Ary hataoko+ mifandrafy+ ianao+ sy ny vehivavy,+ ary ny taranakao+ sy ny taranany.+ Hanorotoro ny lohanao+ izy io,+ ary ianao+ kosa handratra azy+ eo amin’ny voditongony.”+
13 Hanitsakitsaka liona tanora sy kôbrà ianao,+Ary hanosihosy liona tanora masiaka sy bibilava ngezabe.+