Genesisy 49:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho bibilava eo amoron-dalana i Dana, eny, ho bibilava misy tandroka eo an-tsisin-dalana, izay manaikitra ny hato-tongotry ny soavaly, hany ka mianjera ny mpitaingina azy.+ Lioka 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa nomeko fahefana hanitsaka bibilava+ sy maingoka+ ianareo, ary handresy ny hery rehetran’ilay fahavalo,+ ka tsy hisy hampaninona anareo.
17 Ho bibilava eo amoron-dalana i Dana, eny, ho bibilava misy tandroka eo an-tsisin-dalana, izay manaikitra ny hato-tongotry ny soavaly, hany ka mianjera ny mpitaingina azy.+
19 Efa nomeko fahefana hanitsaka bibilava+ sy maingoka+ ianareo, ary handresy ny hery rehetran’ilay fahavalo,+ ka tsy hisy hampaninona anareo.