1 Korintianina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa araka ny voasoratra hoe: “Tsy hitan’ny maso na ren’ny sofina, na nitsiry tao am-pon’ny olona ny zavatra nomanin’Andriamanitra ho an’izay tia azy.”+ 1 Petera 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Momba izany famonjena izany indrindra no nanaovan’ny mpaminany famotopotorana tsara sy fikarohana lalina.+ Naminany+ momba ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa voatokana ho anareo+ izy ireny.
9 Fa araka ny voasoratra hoe: “Tsy hitan’ny maso na ren’ny sofina, na nitsiry tao am-pon’ny olona ny zavatra nomanin’Andriamanitra ho an’izay tia azy.”+
10 Momba izany famonjena izany indrindra no nanaovan’ny mpaminany famotopotorana tsara sy fikarohana lalina.+ Naminany+ momba ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa voatokana ho anareo+ izy ireny.