FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tiany tokoa ny vahoakany.+

      Eo an-tananao daholo ny olo-masin’izy+ ireo.

      Ary ireo kosa mipetraka eo an-tongotrao,+

      Ary nisy noraisiny ny teninao.+

  • Lioka 8:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nivoaka ny olona mba hijery izay nitranga, ka tonga teo amin’i Jesosy ary nahita an’ilay lehilahy nivoahan’ny demonia. Efa niakanjo sady efa salama saina ralehilahy, ary nipetraka teo an-tongotr’i Jesosy. Koa natahotra ny olona.+

  • Asan’ny Apostoly 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Jiosy aho,+ ary teraka tany Tarsosy any Kilikia,+ nefa nampianarina teto amin’ity tanàna ity teo an-tongotr’i Gamaliela,+ ary nobeazina araka ny fampianarana hentitra+ momba ny Lalàn’ny razambentsika, ka nafana fo+ tamin’ny fanompoana an’Andriamanitra tahaka anareo rehetra ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara