19 Rehefa atolony anefa ianareo, dia aza manahy ny amin’ny fomba hitenenanareo sy izay holazainareo, fa homena anareo amin’izany ora izany izay tokony holazainareo.+
11 Rehefa entiny mba hatolotra ny fitsarana anefa ianareo, dia aza manahy ny amin’izay holazainareo.+ Izay omena anareo amin’izany ora izany lazaina, satria tsy ianareo no miteny, fa ny fanahy masina.+