Genesisy 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy maintsy forana ny lahy rehetra feno valo andro eo aminareo,+ hatramin’ny taranakareo fara mandimby, dia izay teraka ao an-tranonao, sy izay vidim-bola amin’ny hafa firenena fa tsy anisan’ny taranakao. Levitikosy 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoforana ny zaza amin’ny andro fahavalo.+ Filipianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 satria noforana tamin’ny andro fahavalo+ aho, avy tamin’ny taranak’Israely, avy tamin’ny fokon’i Benjamina,+ Hebreo nateraky ny Hebreo,+ ary Fariseo+ raha ny amin’ny lalàna,
12 Ary tsy maintsy forana ny lahy rehetra feno valo andro eo aminareo,+ hatramin’ny taranakareo fara mandimby, dia izay teraka ao an-tranonao, sy izay vidim-bola amin’ny hafa firenena fa tsy anisan’ny taranakao.
5 satria noforana tamin’ny andro fahavalo+ aho, avy tamin’ny taranak’Israely, avy tamin’ny fokon’i Benjamina,+ Hebreo nateraky ny Hebreo,+ ary Fariseo+ raha ny amin’ny lalàna,