FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary tsy maintsy forana ny lahy rehetra feno valo andro eo aminareo,+ hatramin’ny taranakareo fara mandimby, dia izay teraka ao an-tranonao, sy izay vidim-bola amin’ny hafa firenena fa tsy anisan’ny taranakao.

  • Genesisy 21:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary noforan’i Abrahama i Isaka zanany rehefa feno valo andro, araka izay efa nandidian’Andriamanitra azy.+

  • Lioka 1:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Tonga hamora ilay zaza izy ireo tamin’ny andro fahavalo,+ sady efa saika hataony hoe Zakaria, araka ny anaran-drainy, ny anarany.

  • Lioka 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary noforana+ ilay zaza rehefa feno valo andro,+ ary natao hoe Jesosy ny anarany,+ araka ny nolazain’ilay anjely talohan’ny nisiany tao am-bohoka.+

  • Jaona 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izany koa no antony nanomezan’i Mosesy anareo ny famorana.+ Tsy avy amin’i Mosesy anefa ny famorana, fa avy amin’ny razanareo.+ Ary dia manao famorana amin’ny sabata ianareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara