Matio 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nilaza fanoharana hafa taminy koa izy hoe: “Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lalivay+ nalain’ny vehivavy iray ka nampifangaroiny tamin’ny* lafarinina intelon’ny famarana lehibe, mandra-pitombon’ny koba manontolo.”
33 Nilaza fanoharana hafa taminy koa izy hoe: “Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lalivay+ nalain’ny vehivavy iray ka nampifangaroiny tamin’ny* lafarinina intelon’ny famarana lehibe, mandra-pitombon’ny koba manontolo.”