FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tahaka ny lalivay izy io, izay nalain’ny vehivavy anankiray ka nampifangaroiny tamin’ny* lafarinina intelon’ny famarana lehibe mandra-pitombon’ny koba manontolo.”+

  • 1 Korintianina 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy tsara ny antony ireharehanareo.+ Tsy fantatrareo ve fa lalivay kely fotsiny dia mampitombo+ ny koba manontolo?+

  • Galatianina 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Lalivay kely fotsiny mantsy dia mampitombo ny koba manontolo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara