FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia nidina i Jehovah, ary tao anaty rahona+ izy tamin’izay, ka niresaka tamin’i Mosesy.+ Ary nakany ny fanahy+ tao amin’i Mosesy ka nataony tao amin’ny tsirairay tamin’ireo anti-panahy fitopolo. Koa raha vao nitoeran’ny fanahy* izy ireo, dia nanao hoatran’ny mpaminany. Tsy namerina nanao izany intsony anefa izy ireo.+

  • 2 Samoela 23:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Ny fanahin’i Jehovah no niteny tamin’ny alalako,+

      Ary ny teniny no teo amin’ny lelako.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara