Matio 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy izy tamin’ireo: “Iza aminareo raha manana ondry iray latsaka any anaty lavaka+ amin’ny sabata, no tsy haka azy sy hampiakatra azy?+ Lioka 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Namaly azy anefa ny Tompo hoe: “Ry mpihatsaravelatsihy,+ tsy samy mamaha ny ombiny na ny ampondrany avy ve ianareo amin’ny sabata, ka mitondra azy hisotro rano?+
11 Dia hoy izy tamin’ireo: “Iza aminareo raha manana ondry iray latsaka any anaty lavaka+ amin’ny sabata, no tsy haka azy sy hampiakatra azy?+
15 Namaly azy anefa ny Tompo hoe: “Ry mpihatsaravelatsihy,+ tsy samy mamaha ny ombiny na ny ampondrany avy ve ianareo amin’ny sabata, ka mitondra azy hisotro rano?+