Eksodosy 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Raha diso lalana ny ombin’ny fahavalonao na ny ampondrany ka mifanena aminao, dia tokony haverinao any aminy.+ Deoteronomia 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Raha hitanao lavo eny an-dalana ny ampondran’ny rahalahinao na ny ombiny, dia aza ialana fotsiny. Ampio kosa ny rahalahinao hanarina azy.+ Lioka 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy izy tamin’ireo: “Iza aminareo, raha manana zanaka na omby latsaka ao an-davadrano,+ no tsy hisintona azy hivoaka avy hatrany, na dia sabata aza ny andro?”+
4 “Raha diso lalana ny ombin’ny fahavalonao na ny ampondrany ka mifanena aminao, dia tokony haverinao any aminy.+
4 “Raha hitanao lavo eny an-dalana ny ampondran’ny rahalahinao na ny ombiny, dia aza ialana fotsiny. Ampio kosa ny rahalahinao hanarina azy.+
5 Ary hoy izy tamin’ireo: “Iza aminareo, raha manana zanaka na omby latsaka ao an-davadrano,+ no tsy hisintona azy hivoaka avy hatrany, na dia sabata aza ny andro?”+