FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ary hoy ny mpanjaka: ‘Hisaorana+ anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely, fa nanome an’izay hipetraka eo amin’ny seza fiandrianako izy androany, sady hitan’ny masoko izany!’”+

  • Salamo 41:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+

      Hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay!+

      Amena!* Amena!+

  • Salamo 72:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely,+

      Ilay hany manao asa mahatalanjona!+

  • Salamo 106:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Hisaorana anie i Jehovah, ilay Andriamanitry ny Israely+

      Hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay!

      Ary aoka ny olona rehetra hanao hoe: “Amena.”+

      Miderà an’i Jah!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara