FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa mandehana eny amin’ny lalana mankeny ivelan’ny tanàna, ary asao ho amin’ny fanasambe izay rehetra hitanareo.’+

  • Matio 28:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa mandehana àry, ataovy mpianatra+ ny olona any amin’ny firenena rehetra,+ ka ataovy batisa+ amin’ny anaran’ny Ray+ sy amin’ny anaran’ny Zanaka+ ary amin’ny anaran’ny fanahy* masina.+

  • Asan’ny Apostoly 13:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Fa niteny tamim-pahasahiana i Paoly sy Barnabasy hoe: “Tsy maintsy notorina taminareo aloha ny tenin’Andriamanitra.+ Koa satria lavinareo+ izany ka mihevitra ny tenanareo ho tsy mendrika ny fiainana mandrakizay ianareo, dia hitodi-doha ho any amin’ny hafa firenena izahay.+

  • 1 Korintianina 1:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary hitanareo ny fiantsoany anareo, ry rahalahy, fa tsy maro ny hendry+ araka ny nofo nantsoina,+ tsy maro ny mahery,+ ary tsy maro ny avo razana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara