Jaona 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanana sabatra i Simona Petera ka nanatsoaka izany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe ka nahatapaka ny sofiny havanana.+ Malko no anaran’ilay mpanompo.
10 Ary nanana sabatra i Simona Petera ka nanatsoaka izany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe ka nahatapaka ny sofiny havanana.+ Malko no anaran’ilay mpanompo.