Matio 26:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Nanatsotra ny tanany anefa ny iray tamin’ireo niaraka tamin’i Jesosy ka nanatsoaka ny sabany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka nahafaka ny sofiny.+ Marka 14:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Nisy iray tamin’ireo nijoro teo anefa nanatsoaka ny sabany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka nahafaka ny sofiny.+ Lioka 22:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ny iray taminy aza tena namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe mihitsy ka nahafaka ny sofiny havanana.+
51 Nanatsotra ny tanany anefa ny iray tamin’ireo niaraka tamin’i Jesosy ka nanatsoaka ny sabany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka nahafaka ny sofiny.+
47 Nisy iray tamin’ireo nijoro teo anefa nanatsoaka ny sabany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka nahafaka ny sofiny.+
50 Ny iray taminy aza tena namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe mihitsy ka nahafaka ny sofiny havanana.+