51 Nanatsotra ny tanany anefa ny iray tamin’ireo niaraka tamin’i Jesosy ka nanatsoaka ny sabany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka nahafaka ny sofiny.+
10 Ary nanana sabatra i Simona Petera ka nanatsoaka izany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe ka nahatapaka ny sofiny havanana.+ Malko no anaran’ilay mpanompo.