FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Nisy iray tamin’ireo nijoro teo anefa nanatsoaka ny sabany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka nahafaka ny sofiny.+

  • Lioka 22:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ny iray taminy aza tena namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe mihitsy ka nahafaka ny sofiny havanana.+

  • Jaona 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nanana sabatra i Simona Petera ka nanatsoaka izany, ary namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe ka nahatapaka ny sofiny havanana.+ Malko no anaran’ilay mpanompo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara