FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 28:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa mandehana àry, ataovy mpianatra+ ny olona any amin’ny firenena rehetra,+ ka ataovy batisa+ amin’ny anaran’ny Ray+ sy amin’ny anaran’ny Zanaka+ ary amin’ny anaran’ny fanahy* masina.+

  • Jaona 17:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Toy ny nanirahanao ahy ho amin’izao tontolo izao, no hanirahako azy koa ho amin’izao tontolo izao.+

  • 2 Timoty 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary izay renao tamiko sady nohamafisin’ny vavolombelona maro,+ dia atolory an’ireo lehilahy mendri-pitokisana, izay hahay hampianatra ny hafa+ kosa avy eo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara