Jaona 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izy no vohan’ny mpiandry vavahady,+ ary mihaino ny feony ny ondry.+ Dia antsoiny amin’ny anarany avy ny ondriny, ka tarihiny hivoaka. Jaona 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Manana ondry hafa+ tsy ao amin’ity vala ity+ aho. Ireny koa tsy maintsy hoentiko, ary hihaino ny feoko izy,+ ka ho tonga andiany iray ireo sady ho iray ihany ny mpiandry.+
3 Izy no vohan’ny mpiandry vavahady,+ ary mihaino ny feony ny ondry.+ Dia antsoiny amin’ny anarany avy ny ondriny, ka tarihiny hivoaka.
16 “Manana ondry hafa+ tsy ao amin’ity vala ity+ aho. Ireny koa tsy maintsy hoentiko, ary hihaino ny feoko izy,+ ka ho tonga andiany iray ireo sady ho iray ihany ny mpiandry.+