1 Petera 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hisaorana anie Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria araka ny haben’ny famindram-pony, dia naterany indray+ ho amin’ny fanantenana velona+ isika, tamin’ny nananganana+ an’i Jesosy Kristy tamin’ny maty, 1 Petera 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+
3 Hisaorana anie Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria araka ny haben’ny famindram-pony, dia naterany indray+ ho amin’ny fanantenana velona+ isika, tamin’ny nananganana+ an’i Jesosy Kristy tamin’ny maty,
23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+