36 Izay maneho finoana+ ny Zanaka dia manana fiainana mandrakizay.+ Izay tsy mankatò ny Zanaka kosa tsy hahita fiainana,+ fa ny fahatezeran’Andriamanitra no mitoetra eo aminy.+
31 Nosoratana anefa ireo+ mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra, ary mba hahazoanareo fiainana amin’ny anarany, satria mino+ ianareo.