FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 mba hahazo fiainana mandrakizay izay rehetra mino azy.+

  • Jaona 5:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay mandre ny teniko ka mino an’ilay naniraka ahy no manana fiainana mandrakizay,+ ary tsy melohina izy fa efa niala tamin’ny fahafatesana ho amin’ny fiainana.+

  • 1 Petera 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 satria azonareo ilay vokatry ny finoanareo, dia ny famonjena anareo.+

  • 1 Jaona 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Manoratra aminareo momba izany aho mba hahalalanareo fa manana fiainana mandrakizay+ ianareo, eny, ianareo izay mino ny anaran’ny Zanak’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara