Jaona 20:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nosoratana anefa ireo+ mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra, ary mba hahazoanareo fiainana amin’ny anarany, satria mino+ ianareo. 1 Jaona 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao tokoa no didiny: Ny hinoantsika ny anaran’i Jesosy Kristy Zanany+ sy ny hifankatiavantsika,+ araka ny nandidiany antsika.
31 Nosoratana anefa ireo+ mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra, ary mba hahazoanareo fiainana amin’ny anarany, satria mino+ ianareo.
23 Izao tokoa no didiny: Ny hinoantsika ny anaran’i Jesosy Kristy Zanany+ sy ny hifankatiavantsika,+ araka ny nandidiany antsika.