47 Fa raha misy mandre ny teniko, nefa tsy mitandrina azy, dia tsy mitsara azy aho. Fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao aho,+ fa hamonjy izao tontolo izao.+
19 dia ny hanambara fa nampihavanin’Andriamanitra taminy+ tamin’ny alalan’i Kristy+ izao tontolo izao,+ ka tsy nisainy ny helok’izy ireo.+ Ary nankininy taminay ny teny+ fampihavanana.+