Jaona 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy ny hanameloka+ an’izao tontolo izao no nanirahan’Andriamanitra ny Zanany ho amin’izao tontolo izao, fa ny hamonjy+ izao tontolo izao kosa amin’ny alalany. Jaona 5:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Aza mihevitra hoe hiampanga anareo any amin’ny Ray aho. Misy hafa miampanga anareo, dia i Mosesy,+ izay nametrahanareo ny fanantenanareo. Jaona 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ianareo mitsara araka ny fitsaran’olombelona,+ fa izaho kosa tsy mitsara na iza na iza.+
17 Tsy ny hanameloka+ an’izao tontolo izao no nanirahan’Andriamanitra ny Zanany ho amin’izao tontolo izao, fa ny hamonjy+ izao tontolo izao kosa amin’ny alalany.
45 Aza mihevitra hoe hiampanga anareo any amin’ny Ray aho. Misy hafa miampanga anareo, dia i Mosesy,+ izay nametrahanareo ny fanantenanareo.