FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Aoka halaina ity boky misy ny lalàna+ ity, ka apetraho eo anilan’ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, ary aoka izy io ho vavolombelona eo hiampanga anareo.+

  • Jaona 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy i Mosesy ve no nanome anareo ny Lalàna?+ Tsy misy mankatò ny Lalàna anefa ianareo. Nahoana no tadiavinareo hovonoina aho?”+

  • Romanina 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ho faty tsy manana lalàna, ohatra, izay rehetra nanota tsy nanana lalàna,+ fa hotsarain’ny lalàna kosa izay rehetra nanota teo ambanin’ny lalàna.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara