Jaona 3:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny Ray tia+ ny Zanaka ka nomeny ho eo am-pelatanany ny zava-drehetra.+ Filipianina 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 mba ho amin’ny anaran’i Jesosy no handohalehan’ny lohalik’izay rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany ary any ambanin’ny tany,+
10 mba ho amin’ny anaran’i Jesosy no handohalehan’ny lohalik’izay rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany ary any ambanin’ny tany,+