Jaona 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Kely sisa no iarahako aminareo, ry zanako+ malalako. Hitady ahy ianareo, ary lazaiko aminareo koa ankehitriny izay nolazaiko tamin’ny Jiosy hoe: ‘Izay alehako tsy azonareo aleha.’+ Jaona 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa afaka kelikely dia tsy hahita ahy intsony ianareo,+ ary rehefa afaka kelikely indray dia hahita ahy ianareo.”
33 Kely sisa no iarahako aminareo, ry zanako+ malalako. Hitady ahy ianareo, ary lazaiko aminareo koa ankehitriny izay nolazaiko tamin’ny Jiosy hoe: ‘Izay alehako tsy azonareo aleha.’+
16 Rehefa afaka kelikely dia tsy hahita ahy intsony ianareo,+ ary rehefa afaka kelikely indray dia hahita ahy ianareo.”