Jaona 1:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Hoy anefa i Natanaela: “Mba misy zavatra tsara angaha moa avy any Nazareta?”+ Fa hoy i Filipo: “Avia ange jereo e!” Jaona 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary hoy ireo tamin’ilay vehivavy: “Tsy noho ny filazanao intsony izao no inoanay, fa ny tenanay mihitsy no nandre,+ ka fantatray fa io tokoa no mpamonjy+ an’izao tontolo izao.” Jaona 7:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Hoy ny navalin’ireo azy: “Angaha koa ianao avy any Galilia? Diniho dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany+ avy any Galilia.”
46 Hoy anefa i Natanaela: “Mba misy zavatra tsara angaha moa avy any Nazareta?”+ Fa hoy i Filipo: “Avia ange jereo e!”
42 Ary hoy ireo tamin’ilay vehivavy: “Tsy noho ny filazanao intsony izao no inoanay, fa ny tenanay mihitsy no nandre,+ ka fantatray fa io tokoa no mpamonjy+ an’izao tontolo izao.”
52 Hoy ny navalin’ireo azy: “Angaha koa ianao avy any Galilia? Diniho dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany+ avy any Galilia.”