Matio 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mahiratra ny jamba,+ mandeha ny malemy,+ voadio ny boka,+ mandre ny marenina,+ atsangana ny maty,+ ary itoriana ny vaovao tsara+ ny mahantra. Jaona 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy anefa i Jesosy raha nandre izany: “Tsy ho fahafatesana no anton’izany aretina izany, fa ho voninahitr’Andriamanitra,+ mba homem-boninahitra ny Zanak’Andriamanitra.”
5 Mahiratra ny jamba,+ mandeha ny malemy,+ voadio ny boka,+ mandre ny marenina,+ atsangana ny maty,+ ary itoriana ny vaovao tsara+ ny mahantra.
4 Hoy anefa i Jesosy raha nandre izany: “Tsy ho fahafatesana no anton’izany aretina izany, fa ho voninahitr’Andriamanitra,+ mba homem-boninahitra ny Zanak’Andriamanitra.”