Jaona 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa mba hampisehoana ny asan’Andriamanitra eo aminy no anton’izany.+
3 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa mba hampisehoana ny asan’Andriamanitra eo aminy no anton’izany.+