Jaona 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ka hoy izy: “Mandehana misasa+ any amin’ny dobon’i Siloama”+—izay adika hoe ‘Nalefa.’ Dia nandeha izy ka nisasa,+ ary nahiratra ny masony+ rehefa niverina izy.
7 ka hoy izy: “Mandehana misasa+ any amin’ny dobon’i Siloama”+—izay adika hoe ‘Nalefa.’ Dia nandeha izy ka nisasa,+ ary nahiratra ny masony+ rehefa niverina izy.