2 Mpanjaka 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Olona anefa no nirahin’i Elisa nankany aminy, hilaza hoe: “Mandehana mandro+ impito+ ao amin’ny Reniranon’i Jordana, dia ho toy ny taloha indray ny nofonao,+ ka hadio ianao.”
10 Olona anefa no nirahin’i Elisa nankany aminy, hilaza hoe: “Mandehana mandro+ impito+ ao amin’ny Reniranon’i Jordana, dia ho toy ny taloha indray ny nofonao,+ ka hadio ianao.”