FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fandrika ny tahotra olona,+ fa izay matoky an’i Jehovah no ho voaro.+

  • Jaona 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy nisy sahy niresaka momba azy ampahibemaso anefa, noho ny fahatahorana ny Jiosy.+

  • Jaona 19:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Taorian’izany, dia nangataka tamin’i Pilato i Josefa avy any Arimatia, mba ho afaka hanaisotra ny fatin’i Jesosy. Mpianatr’i Jesosy io Josefa io, saingy tsy niseho ho mpianany noho ny fahatahorany ny Jiosy.+ Nanome alalana azy hanao izany i Pilato,+ ka lasa i Josefa nanaisotra an’ilay faty.+

  • Jaona 20:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny androtr’iny ihany, izany hoe tamin’ny harivan’ilay andro voalohany amin’ny herinandro,+ dia tonga+ i Jesosy ka nitsangana teo afovoan’ny mpianatra, na dia nihidy tao an-trano aza izy ireo noho ny fahatahorany+ ny Jiosy. Hoy i Jesosy: “Ho aminareo anie ny fiadanana!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara