FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nilaza izany ny ray aman-dreniny noho ny fahatahorany+ ny Jiosy. Efa nifanaraka mantsy ny Jiosy fa raha misy manaiky an’i Jesosy ho Kristy, dia tokony horoahina hiala amin’ny synagoga.+

  • Jaona 12:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Maro tamin’ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy anefa no nino azy.+ Fa noho ny Fariseo dia tsy niaiky ny amin’izany ireo, sao ho voaroaka hiala amin’ny synagoga.+

  • Jaona 19:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Taorian’izany, dia nangataka tamin’i Pilato i Josefa avy any Arimatia, mba ho afaka hanaisotra ny fatin’i Jesosy. Mpianatr’i Jesosy io Josefa io, saingy tsy niseho ho mpianany noho ny fahatahorany ny Jiosy.+ Nanome alalana azy hanao izany i Pilato,+ ka lasa i Josefa nanaisotra an’ilay faty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara