42 Maro tamin’ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy anefa no nino azy.+ Fa noho ny Fariseo dia tsy niaiky ny amin’izany ireo, sao ho voaroaka hiala amin’ny synagoga.+
2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Eny, ho tonga ny fotoana hiheveran’izay rehetra mamono anareo fa manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy.+