22 Nilaza izany ny ray aman-dreniny noho ny fahatahorany+ ny Jiosy. Efa nifanaraka mantsy ny Jiosy fa raha misy manaiky an’i Jesosy ho Kristy, dia tokony horoahina hiala amin’ny synagoga.+
2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Eny, ho tonga ny fotoana hiheveran’izay rehetra mamono anareo fa manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy.+