Matio 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nivory teo an-tokotanin’ilay mpisoronabe nantsoina hoe Kaiafa, ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka.+ Lioka 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 tamin’ny andron’i Anasy lehiben’ny mpisorona sy Kaiafa,+ dia tonga tamin’i Jaona+ zanak’i Zakaria ny fanambaran’Andriamanitra, tany an-tany efitra.+ Asan’ny Apostoly 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tao koa i Anasy+ lehiben’ny mpisorona, sy Kaiafa+ sy Jaona ary Aleksandra. Tao daholo koa ny havan’ilay lehiben’ny mpisorona.
3 Ary nivory teo an-tokotanin’ilay mpisoronabe nantsoina hoe Kaiafa, ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka.+
2 tamin’ny andron’i Anasy lehiben’ny mpisorona sy Kaiafa,+ dia tonga tamin’i Jaona+ zanak’i Zakaria ny fanambaran’Andriamanitra, tany an-tany efitra.+
6 Tao koa i Anasy+ lehiben’ny mpisorona, sy Kaiafa+ sy Jaona ary Aleksandra. Tao daholo koa ny havan’ilay lehiben’ny mpisorona.