Lioka 2:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Nitso-drano azy ireo i Simeona, nefa hoy izy tamin’i Maria renin’ilay zaza: “Ity zaza ity no atao ho fandavoana+ sy fananganana ny maro amin’ny Israely,+ sady ho famantarana hohamavoin’ny olona+
34 Nitso-drano azy ireo i Simeona, nefa hoy izy tamin’i Maria renin’ilay zaza: “Ity zaza ity no atao ho fandavoana+ sy fananganana ny maro amin’ny Israely,+ sady ho famantarana hohamavoin’ny olona+