Matio 27:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Ankoatra izany, dia nisy vehivavy maro teo, nijery teny lavidavitra teny.+ Efa nanaraka an’i Jesosy nanomboka tany Galilia izy ireo mba hikarakara azy.+ Marka 15:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 izay samy nanaraka an’i Jesosy+ ka nikarakara azy fony izy tany Galilia, mbamin’ny vehivavy maro hafa koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema.+
55 Ankoatra izany, dia nisy vehivavy maro teo, nijery teny lavidavitra teny.+ Efa nanaraka an’i Jesosy nanomboka tany Galilia izy ireo mba hikarakara azy.+
41 izay samy nanaraka an’i Jesosy+ ka nikarakara azy fony izy tany Galilia, mbamin’ny vehivavy maro hafa koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema.+