Matio 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tezitra ny mpianatra nony nahita izany, ka nilaza hoe: “Nahoana no mandanilany foana toy izao?+ Marka 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nisy tezitra ka nifampiresaka hoe: “Nahoana no lanilanina foana toy izao iny menaka manitra iny?+ Lioka 7:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ianao tsy nanisy menaka ny lohako,+ nefa io vehivavy io nanisy menaka manitra ny tongotro.
4 Dia nisy tezitra ka nifampiresaka hoe: “Nahoana no lanilanina foana toy izao iny menaka manitra iny?+