Jaona 5:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ahoana moa no hinoanareo, nefa ianareo aza mandray voninahitra+ avy aminareo samy ianareo ihany, ary tsy mitady ny voninahitra avy amin’ilay Andriamanitra tokana?+ Romanina 2:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa ny ao anaty no maha Jiosy azy,+ ary voafora fo+ izy ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny fehezan-dalàna an-tsoratra.+ Koa tsy avy amin’ny olona, fa avy amin’Andriamanitra, ny fiderana+ izany olona izany.+
44 Ahoana moa no hinoanareo, nefa ianareo aza mandray voninahitra+ avy aminareo samy ianareo ihany, ary tsy mitady ny voninahitra avy amin’ilay Andriamanitra tokana?+
29 Fa ny ao anaty no maha Jiosy azy,+ ary voafora fo+ izy ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny fehezan-dalàna an-tsoratra.+ Koa tsy avy amin’ny olona, fa avy amin’Andriamanitra, ny fiderana+ izany olona izany.+