18 Koa hanendry mpaminany ho azy aho, avy eo amin’ny rahalahiny, dia mpaminany toa anao.+ Ary hataoko eo am-bavany tokoa ny teniko,+ ka holazainy amin’izy ireo ny teny rehetra handidiako azy.+
10 Tsy mino ve ianao fa izaho tafaray amin’ny Ray, ary ny Ray tafaray amiko?+ Tsy araka ny nahim-poko no ilazako ny teny lazaiko aminareo, fa ny Ray izay tafaray foana amiko no manao ny asany.+