Matio 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Avy ao am-po, ohatra, no ivoahan’ny eritreri-dratsy,+ ny vonoan’olona, ny fanitsakitsaham-bady, ny fijangajangana, ny halatra, ny fijoroana ho vavolombelona mandainga, ary ny fanevatevana zava-masina.*+ Lioka 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa i Satana niditra tao amin’i Jodasy, ilay atao hoe Iskariota, izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy.+ Jaona 13:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Taorian’ny nanomezana ilay sombi-mofo, dia niditra tao amin’i Jodasy i Satana.+ Koa hoy i Jesosy taminy: “Ataovy haingana izay ataonao.” Asan’ny Apostoly 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 mba hanao izao fanompoana izao sy ho apostoly hisolo an’i Jodasy,+ izay niala mba hankany amin’ny toerany.”
19 Avy ao am-po, ohatra, no ivoahan’ny eritreri-dratsy,+ ny vonoan’olona, ny fanitsakitsaham-bady, ny fijangajangana, ny halatra, ny fijoroana ho vavolombelona mandainga, ary ny fanevatevana zava-masina.*+
3 Fa i Satana niditra tao amin’i Jodasy, ilay atao hoe Iskariota, izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy.+
27 Taorian’ny nanomezana ilay sombi-mofo, dia niditra tao amin’i Jodasy i Satana.+ Koa hoy i Jesosy taminy: “Ataovy haingana izay ataonao.”
25 mba hanao izao fanompoana izao sy ho apostoly hisolo an’i Jodasy,+ izay niala mba hankany amin’ny toerany.”