Matio 10:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra azy, na ny mpanompo noho ny tompony.+ Lioka 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ny mpianatra tsy ambony noho ny mpampianatra azy, fa izay rehetra nahazo fampianarana tonga lafatra dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany.+ Jaona 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tadidio ny teny nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika ahy izy dia hanenjika anareo koa.+ Ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny teninareo koa.
40 Ny mpianatra tsy ambony noho ny mpampianatra azy, fa izay rehetra nahazo fampianarana tonga lafatra dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany.+
20 Tadidio ny teny nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika ahy izy dia hanenjika anareo koa.+ Ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny teninareo koa.