FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hoy koa ny navalin’i Jesosy: “Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ny Zanaka tsy manao na inona na inona araka ny nahim-pony, fa izay hitany ataon’ny Ray ihany no ataony.+ Fa izay rehetra ataon’ny Ray dia izany koa no ataon’ny Zanaka, sady ataony toy ny anaovan’ny Ray azy.

  • Jaona 8:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Jesosy: “Rehefa asandratrareo+ ny Zanak’olona+ vao ho fantatrareo fa izaho no izy.+ Ary tsy manao na inona na inona araka ny nahim-poko aho,+ fa araka izay nampianarin’ny Ray ahy no ilazako izany.+

  • Kolosianina 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izy no endrik’ilay+ Andriamanitra tsy hita maso,+ ary izy koa no lahimatoa+ amin’ny zavaboary rehetra,

  • Hebreo 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izy io no taratry ny voninahiny,+ ary mitovy tanteraka amin’ny an’Andriamanitra ny maha izy azy.+ Ny tenin’ny heriny no anohanany ny zava-drehetra,+ ary rehefa avy nanao fanadiovana hahafaka ny fahotantsika+ izy, dia nipetraka eo ankavanan’ny+ Lehibe, any amin’ny avo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara