Jaona 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tsaraina ankehitriny izao tontolo izao. Ary horoahina+ ankehitriny ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+ Jaona 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary farany, porofo ny amin’ny fitsarana,+ satria efa voatsara ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+
31 Tsaraina ankehitriny izao tontolo izao. Ary horoahina+ ankehitriny ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+
11 Ary farany, porofo ny amin’ny fitsarana,+ satria efa voatsara ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+