Jaona 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tsaraina ankehitriny izao tontolo izao. Ary horoahina+ ankehitriny ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+ Jaona 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy hiteny betsaka aminareo intsony aho, fa avy ilay mpitondra+ an’izao tontolo izao. Tsy manana fahefana amiko anefa izy.+
31 Tsaraina ankehitriny izao tontolo izao. Ary horoahina+ ankehitriny ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+
30 Tsy hiteny betsaka aminareo intsony aho, fa avy ilay mpitondra+ an’izao tontolo izao. Tsy manana fahefana amiko anefa izy.+