Jaona 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Omeko didy vaovao ianareo, dia ny mba hifankatiavanareo. Toy ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+ Jaona 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha tia ahy ianareo, dia hitandrina ny didiko.+ 1 Jaona 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izay mitandrina ny teniny+ kosa, dia natao lavorary ao amin’izany olona izany tokoa ny fitiavana an’Andriamanitra.+ Izany no ahafantarantsika fa tafaray aminy isika.+
34 Omeko didy vaovao ianareo, dia ny mba hifankatiavanareo. Toy ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+
5 Fa izay mitandrina ny teniny+ kosa, dia natao lavorary ao amin’izany olona izany tokoa ny fitiavana an’Andriamanitra.+ Izany no ahafantarantsika fa tafaray aminy isika.+